BamBs et FaraH

BamBs et FaraH
BambS & FaRaH
Tournage "aMin'FO"

17Fév.2008
# Posté le jeudi 13 mars 2008 05:02
Modifié le vendredi 11 avril 2008 10:58

AM'FO

AM'FO
FARAH :

Ataoko nanamarika anao izay nomeko hatrizay anao
Avy @fo izay ehetra rehetra natolotro anao
Hafa fomba fijery eny, ny foko tsy ho samirery
F'efa safidy ny ahy sanatria koa zà 'ty hanirery
Na rap, na bôsy, na kôfa, anaty feeling foana 'zay na tsis sôsy
Na fitafy na fijery na pôzy
F'akama daholo eto ka tsy asianay kôzy
Dia big up ho anao izay mbola tsy to fa tsy ho diso anjara
Fonao mitempo avia fa mbola tsy tara
Dia mankafy ny aty f'aza mikanon-doha
Ovao ny fomba fijery ataovy avy @fo


BRIDGE:
Eh! midobodoboka ny fonao io
F'efa anaty move ianao @io fotoana io
REF:
Hooo! Brrr tstik hahaha tstik

BAMBS/ FARAH:

Ôtrzay ny fitempony, rehefa faly @
Faratampony dia ôtrzay ny fon'ny tompony
Dia jereo ireo f'anaty feeling, dia rehefa anaty move iny tsy voafetran'ny timing
Jereo ny patipatiny f'hita soritra @tavany ity fomba fiaviny, ny fisalorany
Yeah (x3) tsy maka sarotra izy
F'efa anaty rà no avy @fo fa tsss
Yeah (x3) tsy maka sarotra izy
Dia avelao ho anatin'ny hafanana fotsiny
Yeah (x3) tsisy kely na lehibe
Kôfa na jô hifampizara soa be dia be
Alaviro moramora ny sorisory
F'efa tsisy manakory
Sady koa tsy hisy tory.
BRIDGE:
REF:

BAMBS:

Isaorako raha vao mifoha ah dia mbola mitempo fo
Vonona hiatrika tontolo andro ilay hiainako @fo
Amiko, @fomba tsora ny ah hoa @fo
Na @folo io na tsia ny ora ok mety io amiko
Rehefa miantso hoe “ampio” @Ray ho an'ny ampitso, ny ah tsy asiako ambo-po, ny lela avadiko im-pito
Tandremo! Ao ny ampo tsy miloaka
Tandremo! Raha misy tafahoatra tandrineso!
Ny kôzy aty tsy alasafay, tsy be safary, tsy fa si la, fa singa tsy hahalasa fay
Ay ay! Za te ho lavitra ahiahy
Dia tsy ho patipatiny fa ity raiso ranoray

BRIDGE:
REF:


# Posté le mercredi 06 février 2008 07:25
Modifié le mercredi 06 février 2008 07:35

ONE LUV!!!!!

ONE LUV!!!!!
BAMBS:
Za tia, nateraka hitia sy ho tiana
Miniana mankalaza fa za tia sy tiana
Za tia , 'ty ny foko reko mitempo misy tempo
Tiako raha 'zay roa no tody an-tempoly
Azo antoka fa misy fitia 'zay 'zay
Zà , izy, luv izy ya 'zay mila zaza
Fitia fitia misesisesy, ny fiainako ôtran'ny strass
Dia 'za lavitry ny stress rehefa eo izy, tsy lany pasy
Dia izy antsoiko hoe “one luv”, dia zà te-ho any lava
Akaikiny ah tsy hahatsiaro lavo
Kôpy ah, mila mifameno ôtran'ny ekipa
Dia mihoatra an'Ikopa, ilay fitia enao kôpy ah
Ho anah, ho anao hoa one luv, tsy hisy blao
Ny walawala hoa hoa ho atao tchiao tchiao
ya, mihanta, mitisiky, mitia
mahay mizara maka fitia IRAY

REF:
Fitia iray ihany ny anay
Iray fitia, hafa ity @fiainanay
Fitia iray ihany ny anay
Dia izay tianay ho ao anatinao

FARAH/ BAMBS:
Ya Farah, fa raha fitia tsy ho lany zara
Bambs izy ity koa tsy vitan'ny eny am-parafara
'zay koa efa kôpy @zao
Fa mila fitia lalim-paka @nao
Ny ahy ny fy, hafa ity, aleoko ihany hoe iray fitia
Masoandro manazava ianao manafana @nao tsy te hiala za za za za
Ampianao fitia arahinao fy hizara fitia tsisy fa fa fa fa

REF:

FARAH:
Avy @nao indray no nampisy ah fitia
Tsy hiafiafy ah rah ampianarinao ABD
F'anaty diary diary fafako izay kisarisary
Afoiko ho zarizary, f'enao irery am-poko habaribary
Fa ny finoako mibahana
F'enao mahazo vahana
Tsy hikobo anaty irery intsony ah mpanoro làlana
Fa matotra @ty, tsara fototra @tyhiara-hifofotra, hiara-hamatotra faniriana @ty
Raha lasa ho an'ny lasa tokam-po zà
Tsy hamafa ny anaranao anaty f'efa lasa ho an'ny lasa
Hiara- hanamafy ilay fitiavana ok
Fa tsy ho fatifaty ireo finiavana
Ataoko hafahafa @io, fa fitia hihoa-pefy fefy
F'efa nofy hahita azy io, ho asiantsika sentosento
Fa 'zay hokasaintsika ho entim-pitia ho fenofeno (x2)

# Posté le mercredi 06 février 2008 07:21

FARAH - BAMBS

FARAH - BAMBS
BAMBS SY FARAH
SMILE PARTYYYYYYY

KEEP YA SMILE EH
# Posté le mardi 22 janvier 2008 09:33

BAMBS

BAMBS
BAMBS

1999 :
DIOSEZY
2000-2005 :
RAPADANGO auprès de X-Tah et Tax
Bout puis de Tax Bout et Tongue
Nat
Depuis 2003 :
ZAZAVAVINDRAP avec Bug et Nah
Depuis 2006 :
FARAH / BAMBS

FEATURING :
- DIOSEZY
- DA HOPP
- KARNAZ
- MAS DNK
- X CREW
- FRONTLINE CREW
- MADA HH
- Breece Lu (Outsider Logik)...

# Posté le mardi 22 janvier 2008 09:05
Modifié le jeudi 20 mars 2008 06:30